|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavesabesatra |
| Fototeny | 2 vesabesatra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Ohatra |
4 --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
[2.324]
5 Mangovitra ny tanany, nefa norovitiny ihany ilay valopy mavesabesatra, henjankenjana. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|