|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mavana
Fototeny  2 avana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangala-mavo somary mena.
5 Tsara tarehy, mandefa taratra malefaka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  Mavana
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  10 Ravalitera Nalisoa Jean
Mpanonta printy  11  Faribolana Sandratra. 2019.

Fivaditsoratra  12 mañava, manava, 13 Mavana, mavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10