| Entrée (1/2) | 1 matsora |
| Radical | 2 tsora |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony [1.1] |
| Explications en anglais |
5 liquid, watery, thin; cf. rihitra [1.7] |
| Explications en français |
6 liquide, fluide, cf. rihitra [1.8] |
| Exemples |
7 matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora.
[2.442#]
8 Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#] |
| Entrée (2/2) | 9 matsora |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en français |
11 (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [Tankarana, Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulaire | 12 Botanique |
| Anagrammes | 13 matsora, 14 tra-maso |
| Mis à jour le 2025/09/13 |
|