|
|
|
|

Teny iditra1  matoritory
Fototeny  2 toritory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Rendremana na renodrenoka toa tsy mahatsiaro tena tanteraka, na malaina miasa: Matoritory ny saina rehefa avy manao sakafo be. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12