Entrée | 1 matihanina |
Mots élémentaires | 2 maty, 3 hanina |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika) [1.1] |
Explications en anglais |
6 [maty hanina]
on full salary for a job [1.7] |
Explications en français |
7 [maty hanina]
salarié pour ce qu'on fait [1.8] |
Anagrammes | 8 matihanina, 9 maty hanina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |