Entrée matematika
Partie du discours nom
Explications en malgache Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: mathématique.

Mis à jour le 2020/07/31