|
|
|
|

Teny iditra1  masovarahina
Singan-teny  2 maso, 3 varahina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Varahina boribory kely fanao amin' ny loadoaka idiran' ny fehin-kiraro. [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12