|
|
|
|

Teny iditra1  masindahy
Singan-teny  2 masina, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a saint male [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 saint [1.8]
Ohatra  7  Ny sarin' ny masindahy George mitan-tsabatra kosa ambony soavaly kosa ity; [2.470#]
8  Hoy i masindahy Vincent de Paul :  tsy maintsy angatahantsika fifonana izay omentsika ny mahantra. [1.369#]
Voambolana  9  Fivavahana
Tsipelina hafa  10 md, md
Tohi-kevitra  11 masimbavy

Fivaditsoratra  masindahy, 12 misindaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02