|
|
|
|

Teny iditra1  masim-bava
Singan-teny  2 masina, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy. [1.1]
Ohatra  6  Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava. [1.381#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12