|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mary
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] tsotra, maotina [1.78]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 5  mary
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antesaka] tony (rano), marina, marindrano [1.78]

Teny iditra (3/3) 8  mary
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka] tokony [1.78]

Fivaditsoratra  11 Amrì, mary, 12 mira, Mira, 13 Myra, 14 ramy, 15 rima, Rimà

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07