|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Marovoay
Singan-teny  2 maro, 3 voay
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Marovoay
Singan-teny  7 maro, 8 voay
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Vohitra [3.1]
Ohatra  11  Ary nony mby taty Antananarivo Laidama avy tany Mojanga, niodina Andriantsolivola, notinilaky ny miaramila tatsy marovoay nitoerany: [2.48]
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08