|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  marine
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 akaiky. [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  marine    
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6 momba ny sambo na ny ranomasina. [1.17]

Teny iditra (3/4)7  marine    
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 miaramila naman'ny tafika an-dranomasina. [1.17]

Teny iditra (4/4)10  marine    
Sokajin-teny  11  anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay  12 fifamoivoizana an-dranomasina: Travailler dans la marine (miasa amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina).
13 Tantsambo sy ny sambo: Corps de la marine (vondron'ny tantsambo).
14 Fitantanan-draharaha momba ny sambo sy ny tantsambo: Siege de la Marine Nationale (foiben'ny Fitantanana sy ny Fiandaiketan-draharahan'ny sambo sy ny tantsambon'ny firenena). [1.66]

Fivaditsoratra  15 manery, Manery, 16 mareñy, 17 marine, 18 Merina, 19 mirena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09