|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  maria
Fototeny  2 ria
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory [1.1]
5 mahery sy lalina tsy azo itana [2.285#217]
Fanazavàna teny anglisy  6 to flow swiftly; swifty-flowing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 couler rapidement [1.8]
Ohatra  8  voahirana an-drano maria! [2.5]
9  ireny dia tsy an-kasoavana
tsy an-karatsiana
tsy an ony
tsy an-drano maria
[2.131]
10  Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how maria
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 16  maria
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [1.19]
Voambolana  19  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  20 mariha

Teny iditra (3/4) 21  Maria
Fototeny  22 ria
Singan-teny  23 ria
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  25  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (4/4) 26  Maria
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
29 2. Maria, renin'i Jesosy
30 3. Maria, vadin' i Klopa
31 4. Maria, anabavin' i Lazarosy
32 5. Maria Magdalene
33 6. Maria, renin' i Marka
34 7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  35 1. Miriam, the sister of Aaron
36 2. Mary, mother of Jesus
37 3. Maria, wife of Cleophas
38 4. Mary, sister of Lazarus
39 5. Maria Magdalene
40 6. Maria, mother of Mark
41 7. Maria, an early Christian from Rome [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  42 1. Miryam, soeur d'Aaron
43 2. Marie, mère de Jésus
44 3. Marie, épouse de Clopas
45 4. Marie, soeur de Lazare
46 5. Marie Magdalène
47 6. Maria, mère de Marc
48 7. Marie, chrétienne de Rome [2.996]
Voambolana  49  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  50 Toko sy andininy momba Maria
Lahatsoratra  51 Randzavola: Maria ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  52 aramy, 53 Arima, 54 maray, maria, Maria, 55 miara, 56 Ramia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24