Entrée marary ovana (rary, ovana)
Partie du discours locution
Définition malgache valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31