| Entrée | 1 marani-tsaina |
| Mots élémentaires | 2 maranitra, 3 saina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1] |
| Exemples |
6 nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany.
[2.332#]
|
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|