|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 marakely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazandrano matsiro fa be taolana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a small fish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 petit poisson plat
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (2/2) | 7 marakely |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Miaramila kely
10 Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a sort of military drill done by children
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 exercice paramilitaire présenté par les enfants
[1.8] |
| Fivaditsoratra | marakely, 13 ramikela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|