|
|
|
|

Teny iditra1  mantsimpofona
Singan-teny  2 mantsina, 3 fofona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon). [1.1]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  7 afiafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12