|
|
|
|

Teny iditra1  manotra
Fototeny  2 otra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to massage, to rub. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 masser, frictionner. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 manotra, 13 mantora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02