|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manony |
| Fototeny | 2 tony |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra
5 Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to calm, to pacify
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 calmer, apaiser
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mañony |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 manonona
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 mañino, mañony, manony, 16 minòna, minona, 17 monany, 18 monina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|