|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manona |
| Fototeny | 2 ona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to strike. Used of the wind striking the water, or the water beating against a canoe, etc. (prov.).
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8 manonana |
| Teny iditra (2/3) | 9 mañoña |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 manoroka.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 manoña |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 mitafy, miakanjo.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 Amnona, 16 manano, mañaño, 17 manona, manoña, mañoña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|