|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manoha |
| Fototeny | 2 toha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
5 Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to prevent, to impede to resist, to oppose
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 empêcher, faire obstacle: résister
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 manoha |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 tsy mahasalama (trano sy finoana)
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 16 Hamona, 17 homana, manoha, 18 Nahoma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|