|
|
|
|

Teny iditra1  mankao
Fototeny  2 ao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha ho ao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 imp and rel not used. To go there.. [1.2]
6 to go there (place not in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aller ici (pas loin, pas visible). [1.8]
Ohatra  8  Rehefa maraina ny andro, dia namoha varavarana mankao amin'izy mianaka Ramatoa Ramavo [2.324]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ankoma, 14 Kamòna, 15 komana, 16 manako, 17 mankao, 18 manoka, mañoka, manokà, 19 mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10