|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mankany |
| Fototeny | 2 any |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mananky, 14 mankany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|