|
|
|
|

Teny iditra1  mankafy
Fototeny  2 fy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy vatomamy ny ankizy.
5 Tia, mandre hafinaretana amy...: Mankafy torimaso io Rangahy io
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to consider a thing delicious or succulent, to take pleasure in.. [1.2]
7 to consider delicious. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 trouver délicieux, aimer. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  mankamamy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mankafy, 16 mifanka~

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02