|
|
|
|

Teny iditra1  manjembijemby
Fototeny  2 jembijemby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjavozavona, pahimpahina ny maso.
5 Matroka, manjavona noho ny fofon' aina na ny fofon-drano (fitaratra). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12