| Entrée | 1 manjarano |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara [1.1] |
| Explications en anglais |
4 graphite [1.7] |
| Explications en français |
5 graphite [1.8] |
| Exemples |
6 ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika?
[2.470]
|
| Vocabulaire | 7 Chimie |
| Analogues | 8 anjamanga |
| Anagrammes | 9 manjarano, 10 maronjana, 11 ranomanja |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|