|
|
|
|

Teny iditra 1  maninakinaka
Fototeny  2 hinakinaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikapoka mafy dia mafy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  mamangovango, 10  mametsapetsa, 11  manao kapotandrimo, 12  manao vely kary, 13  manao vely kitay, 14  manavokavoka, 15  mandabodaboka, 16  mandarodaroka, 17  manjezika, 18  manontatonta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22