Entrée manifotra (hifotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mameno, manentsina, manampina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manifotra
nanifotra
hanifotra
manifora

Entrée manifotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
¶ Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31