| Entrée | 1 mangozohozo |
| Radical | 2 hozohozo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mivembena noho ny hahiazana Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1] |
| Exemples |
5 Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 mihozohozo |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|