|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangopetaka |
| Fototeny | 2 hopetaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy ~ Mangopetaka amin' ny rindrina ny rihitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 spread, somewhat diffused..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9 mangopeta |
| Teny iditra (2/2) | 10 mangopetaka |
| Fototeny | 11 kopetaka |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 jereo kopetaka.
[1.62] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|