|
|
|
|

Teny iditra1  mangoleda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 (dihy) mandeha mitongetretra, ny faladia aroso dia velarina miankavia, miankavanana hatrany: tsiroaroa no miaraka, ka mifanesy toy ireny manao salegy ireny.. [Bezanozano] [2.245#90]
Ohatra  4  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12