|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangesa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny ompa hoe "matesa" novana kely mba tsy ho azo avy hatrany: Ilay mangesa itỳ!.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mangesa |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6manambany.
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|