|
|
|
|

Teny iditra1  mangaro-mosary
Singan-teny  2 mangarona, 3 mosary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany). [1.1]
Voambolana  6  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12