Entrée mangalakalake
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanala] Mihozongozona nefa tsy afaka miala: Mangalakalake tsy ho afake diakoa masompoja (mihozongozona nefa tsy afaka toa masom-poza) [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31