|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manety
Fototeny  2 ety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy
5 Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialà [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  manety
Fototeny  11 hety
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Mandidy na manapaka amin' ny hety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to cut with scissors; to give a haircut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 couper avec des ciseaux; tondre les cheveux [1.8]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)20  mañety
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 mijery, mahita [Taisaka] [1.78]
23 mijery [Bara] [1.78]
24 mahita [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  25 mainte, manety, mañety, 26 menaty, 27 mentia, 28 mitane, 29 mitena, mitenà, 30 Temanì

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21