Entrée manetroka (setroka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
Explications en anglais To give off much smoke [1.7]
Explications en français émettre beaucoup de fumée [1.8]
Exemples Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470]
Morphologie 
Présent : manetroka
Passé : nanetroka
Futur : hanetroka
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20