|
|
|
|

Teny iditra1  manendrihendry
Fototeny  2 hendrihendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitily, mitady haka zavatra raha vao tsy misy mahita.
5 Mitovy tarehy amin' ny...: Manendrihendry ny reniny i Jaona. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12