|
|
|
|

Teny iditra1  manempontsempotra
Fototeny  2 sempotsempotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29