Entrée mandry fahalemana
Mots élémentaires mandry ; fahalemana
Partie du discours locution
Explications en malgache Milamina tsy misy fikorontanana [1.1]
Exemples Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1]
Synonymes mandry feizay

Mis à jour le 2023/02/11