Entrée mandritsoka (ritsoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteny mibitsibitsika amin' olona
¶ Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandritsoka
nandritsoka
handritsoka
mandritsoha

Mis à jour le 2020/07/31