|
|
|
|

Teny iditra1  mandrahaka
Fototeny  2 rahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to branch out, to ramify.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12