|
|
|
|

Teny iditra1  mandopotsy
Singan-teny  2 mandotra, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bibilava kelikely kokoa fa masiaka kokoa kosa noho ny mandotra; fotsifotsy na mavomavo ny volony. [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12