|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandidy lamba |
| Singan-teny | 2 mandidy, 3 lamba |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|