| Entrée | 1 mandefona ivoho |
| Mots élémentaires | 2 mandefona, 3 ivoho |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1] |
| Exemples |
6 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
[2.285#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|