|
|
|
|

Teny iditra1  mandavorary
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to accomplish in a proper manner, to effect [1.2]
6 to carry out, to accomplish well [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mener à bonne fin, bien accomplir [1.8]
Ohatra  8  Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny làlako [2.996#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17