|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manavovona |
| Fototeny | 2 vovona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8 manasavovona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|