|
|
|
|

Teny iditra1  manavina
Fototeny  2 avina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.. [1.2]
Ohatra  6  Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 manavin-draharaha

Fivaditsoratra  12 mañavañy, 13 manavina, 14 manivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09