|
|
|
|

Teny iditra1  manavasava
Fototeny  2 savasava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava ny ravina, hoy ny Ntaolo, hahitana ny fotony. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12