|
|
|
|

Teny iditra1  manatotongana
Fototeny  2 totongana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy.
5 Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavaviny izy. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12