|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatoka
Fototeny  2atoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 jereo manatsatoka [1.1]
Ohatra  5 "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69#]
6 manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10 manatoka
Fototeny  11hatoka
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13 to implant or set one's self against, as in battle [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 manakato, 19 manatoka, 20 mankatoa, 21 tamonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12